masomboly
Fiseho
Malagasy
[Ovay]masomboly
- Tamin' ny zavamaniry no ampiasaina mba hambolena indray amin' ny vanim-potoana manaraka na mba hafafoana.
- Ny masomboly no manome tsiry vaovao indray.
- Voan-javatra izay voatokana ho masomboly hambolena.
- Ny fanafarana sy fivarotana ovy fanao masomboly, vaovao na nandalo fampangatsiahana, katsaka, varimbazaha, soza fanao masomboly.