helodrano
Fiseho
Malagasy
[Ovay]helodrano
- Fivilian-drano izay toa iangonan' ny rano noho ny toerana tsy mahitsy.
- Helodrano ilazana ny rano mitsopoka any afovoan' ny tany lalovan' ny ony.
- Teny ilazana ny rano mitsopoka any afovoan' ny tany izay lalovan' ny ony.
- Ny helodrano dia fivilian-drano izay toa iangonan' ny rano noho ny toerana tsy mahitsy.