Hankany amin'ny vontoatiny

gasy

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Mpamaritra

gasy

  1. Io teny io dia ampiasaina ihany koa hilazana ny vola Malagasy.
    • Teny gasy, hira gasy
  2. Izy io dia manondro ny teny Malagasy.
    • Toa teny gasy nefa tsy nisy haiko na kely aza.
  3. Manondro vokatra na zavatra novokarina tany Madagasikara.
    • Mbola hita mandraka ankehitriny ny savony gasy.
  4. Momba ny firenena Malagasy na ny vahoaka Malagasy.
    • Mifanambaka erý ny olona amin' ny vakim-bola gasy.
  5. Ny solika na menaka azo avy amin' ny tany.
    • Solitany