Hankany amin'ny vontoatiny

dynasty

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « dynasty » Etimôlôjia

Avy amin'ny fototeny prôtô-indô-eorôpeana *dewh₂-. Nindramina avy amin'ny romantsa dynastie, avy amin'ny Endrika:la-lat dynastia, avy amin'ny grika taloha δυναστεία (midika hoe fahefana, fifehezana (anglisy: power, dominion)).

Anarana iombonana

dynasty

  1. andian-mpanjaka avy amin'ny fianakaviana iray
    • Habsburg dynasty; Ottoman dynasty
    • A dynasty is nothing but the successful orchestration of treachery. – Stewart Stafford, A Wager After Midnight
    • Tonight, against all odds, we have grasped it. The future is in our hands. My friends, we have toppled a political dynasty. – Zohran Mamdani, The Full Transcript of Zohran Mamdani’s Victory Speech, 5 Novambra 2025
  2. Vondron'olona mifandray amin'ny alalan'ny rà mandritry ny taranaka maro
    • To the loyal and to the blood-lovers, in the good families and in the fiery dynasties, life is family and family is life. It is the same people who give advice and their vices to live well who turn out to be the ones who give resource and reason to live long. – Criss Jami, Healology
  3. ny fitondram-panjakana na ny vanim-potoana ara-tantara eo ambany fitondran'ny tarana-mpanjaka iray
    • During the Ming dynasty, China was ruled by the Zhu family.
  4. ekipa na fikambanana manana fahombiazana maharitra

Fanononana

Teny mitovy dika

Teny mifandraika

Tsiahy