Hankany amin'ny vontoatiny

double star

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Anarana iombonana

double star

  1. kintana roa izay mamorona rafitra kintana, ka mihodikodina manodidina ny teboka fifandanjan'ny sahan'ny hery misintona azy
  2. kintana roa izay toa iray ihany rehefa jerena amin'ny maso tsy misy fitaovana, satria mihodina eo amin'ny samy

Tsiahy

  • "double star" in the Dictionary.com Unabridged, v1.0.1, Lexico Publishing Group, 2006.
  • Random House Webster's Unabridged Electronic Dictionary, 1987-1996.
  • Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy double star tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)