Hankany amin'ny vontoatiny

ataina

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Bika matoanteny

ataina

  1. Aina ampiasaina handrahoana, toy ny kitay.
    • Vatan-kininina iray no natainay dia nahamasaka ny vomanga sy ny vary.
  2. Teny avy amin'ny fototeny taina.