Hankany amin'ny vontoatiny

angofo

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

angofo

  1. Teny ilazana ny hoho, izany hoe ny fantsika hita amin'ny rantsantanana na rantsantongotra, na koa ny hohom-biby, araka ny fampiasana azy any amin'ny faritra Sihanaka.
    • Tapaka ny angofo-n'ny rantsantanany rehefa niasa izy.