Hankany amin'ny vontoatiny

aizana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

aizana

  1. Ny zaza farany amin'ny fianakaviana izay efa miandry zandry kely iray hafa mbola ao am-bohoka.
    • Tsy faly ilay aizana rehefa avy teraka ny zandriny, satria tsy izy intsony no farany kely.