Anthony Yeboah
Fiseho
| Anthony Yeboah | ||
| Ankapobeny | ||
| Anarana | Anthony Yeboah | |
| Teraka | 6 Jiona 1966 | |
| Toerana | - | |
| Fiaviana sy ny andraikitra | ||
| Firenena | ||
| Asa : | ||
| Fiainana manokana | ||
Anthony Yeboah dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Ghana teraka ny 6 Jiona 1966 tao Kumasi.
Ny mpanafika dia nilalao ho an'ny Eintracht Frankfurt sy Hamburger SV tao amin'ny Bundesliga alemainy.
Klioba
[hanova | hanova ny fango]- 1983–1986 - Kumasi Cornerstone
- 1986–1988 - Okwawu United
- 1988–1990 - 1.FC Saarbrücken
- 1990–1995 - Eintracht Frankfurt
- 1995–1997 - Leeds United
- 1997–2001 - Hamburger SV
- 2001–2002 - Al-Ittihad
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Anthony Yeboah |