Hankany amin'ny vontoatiny

Amaranthaceae

Avy amin'i Wikipedia
Amaranthus retroflexus

Ny Amaranthaceae dia fianakavian-javamaniry roa ravin-tsimoka ao amin' ny filaharana Caryophyllales. Ahitana karazana 800 mahery izay mitsinjara amin' ny vondron-karazana 75 eo ho eo ity fianakaviana ity. Miseho amin' ny endrika dia hazobotry na zavamaniry ahitra izy ireo, izay hita any amin' ny faritra manana toetany antonony sy mafana ary miparitaka be. Ny fianakaviana Amaranthaceae dia ahitana indrindra ny vondron-karazana Amaranthus, izay ahitana zavamaniry fanao haingo toy ny Amaranthus caudatus, zavamaniry famboly toy ny Beta vulgaris subsp. vulgaris (betiravy) na ahidratsy, ary koa ny Salicornia (ahitana ny Salicornia pachystachya na tombotsamaka), ny Spinacia oleracea (epinara) ary Beta vulgaris (izay tao amin' ny fianakaviana Chenopodiaceae taloha).

Lisitry ny vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny vondron-karazana araka ny ITIS (3 Jona 2016):

Inty ny lisitry ny vondron-karazana araka ny Tropicos (3 Jona 2016) (fampitandremana: ity dia lisitra manta izay mety misy teny mitovy hevitra):

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]